Miangavy Fa Tia - Tht

Miangavy Fa Tia - Tht

  • Rok wydania: 2019
  • Język: malgaski
  • Czas trwania: 4:21

Poniżej tekst piosenki Miangavy Fa Tia , wykonawca - Tht z tłumaczeniem

Tekst piosenki „ Miangavy Fa Tia ”

Oryginalny tekst z tłumaczeniem

Miangavy Fa Tia

Tht

Ny hadalana vitantsik’ireny angamba tsisy anampiana

Efa betsaka tsy ho lazaiko anao, nanjary nahalalana anao

Ka raha hoe tsy de mikenona ho anao

Zaho tsy mahay miteny, tsy mahay zao sy zao

Kely izay vita natao, efa mba natolotro anao

Miangavy, diso aho raha mba manontany

Misaina tsy latsaka ambany

Nahoana raha ovana fitia?

Tsy tana intsony fa ho lazaiko androany

Tsy mitombina fa lasa mankany

Manaloka misoko mangina

Asa ngamba izany ve no atao hoe tia?

Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso

Zay nantenaiko indray mi-pimaso, ilay tsikinao

Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa

Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso

Ny ahy rehefa tia!

Enw le natokisako hatrizay tsy mba namadika

Raha ny faniriako anie enw ho lasa vadiko

Tiako tsika hiaraka fa tsy namana fotsiny

Na ny ranomanitrao ary haiko hatramin’ny fofony

Aza lavin’aho f’henoy aloha zay ato am-poko

Enw rahateo koa efa haiko fa tsy manan-tompo

Ka miangavy aho aza lavina le fangatahana

Aza avelanao ho nofy le fahasambarana

Tsy haiko ze ao an-tsainao fa nena lu ny saiko tsy mety mitombina

Fitivana nomenao ahy hatram’zay, toa fitia sombitsombiny

Ka lazao ze tena marina, ny ao am-ponao no tiako fantarina

Hoe tena izy ve sa sangisangy na mpiakama lay teninao le mody mi charme

Fa zah lu de babo, iriko isika mba en couple

Hatram’zay nahalalako anao zay, zah tratran’ny coup de foudre

Ka valio fa mba miandry, ny aty tena tia ka miangavy

Hoe avadika fitia reo sangisangy, satria miankiana aminao ny ahy ny o avy

Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso

Zay nantenaiko indray mi-pimaso, ilay tsikinao

Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa

Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso

Ny ahy rehefa tia!

Any aminao any lay fitiavana misy ny fiainana norme

Henoy zany foko midoboka sady mitapy aminao no mi pôrna

Ny tavan ‘indry vô tazanina ôtran'ny anjely le mampanonofy

Ny feon’indry @ alina tô tsy mijanona mandrotsirotsy

De lazaiko am ndry androany;

lasa henjana be ny fiovàny

Enw tô nandray ahy ho akama, nefa le fisainako tô tsy @ zany

Efa bobon ‘indry zao ny foko, ka ialako tsiny raha hoe hadisoako

Lay fitia tsy mitsaha-mitombo, madio tsy mitapoka, tsy misy loko

Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso

Zay nantenaiko indray mi-pimaso, ilay tsikinao

Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa

Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso

Ny ahy rehefa tia!

----

Ny ahy rehefa tia!----

Ny ahy rehefa tia!----

Inne utwory tego artysty:

1

Our Own Way

Klaas, Ced Tecknoboy, Tht • 2010

Nowe teksty i tłumaczenia na stronie:

Ponad 2 miliony tekstów piosenek

Piosenki w różnych językach

Tłumaczenia

Wysokiej jakości tłumaczenia na wszystkie języki

Szybkie wyszukiwanie

Znajdź potrzebne teksty w kilka sekund